Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

So6 Control Noel Edition

Messages recommandés

Momba ilay resaka so6 control de Noel
miaraka @ i Nirina58 dia misy 404 azo lalaovina any (an'ilay mécano-ko izy io).

Ny kozin'i lery fotsiny dia hoe : efa misy lo ny chassis fa mba souder-ntsika fotsiny ilay izy (efa manana tole izy dia isika izany raha hilalao ilay daba dia manao soudure fotsiny).

Ny ankoatr'izay dia mandeha tsara hoy lery, sady ilay izy boite courte Very Happy

Dia tsara raha fantatra aloha ihany ilay date mba handaminana ny programme, lery koa (ilay mécano) nilaza hoe mba ampilazao mialoha ihany izy momba an'io.

Miandry ny hevitry-ntsika rehetra e cheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Azafady taratara!

ie, aleo ao tonga Dago dia miantso anao ao Wink

Mandinika ny fomba anaovako azy ao

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
nirina58 a écrit:
Azafady taratara!

ie, aleo ao tonga Dago dia miantso anao ao Wink

Mandinika ny fomba anaovako azy ao

za aloha dia efa ao anatin ny liste ny inscrit an!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheers za ko toundé ao an Wink

eh les "modo" ce sujet devrait être dans so6ment votre non!?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Efa amboarina i Andros (miala tsiny letsy Nerone fa tsy tafa indray ilay carbu 4 corps a Very Happy ), tsy olana mihitsy 404 + Andros (raha mbola ampiana ilay 505 aza mbola tsy koi mihitsy lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Inscription pour moi aussi (andross zany efa any am'nerone sa amboarina ao am'la ihany ry thomas??)

+1000 pour le trophée propulss academy

Nirina58 [modérateur]>> faudrait ptêtre déplacer ce post dans "so6ment votre" non??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Pour cette fois, ça va être un peu spécial et je vous fais savoir les détails plus tard

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
focus a écrit:
c'est ici pour s'inscrire??? je m'inscris donc cheerscheers

tsy ato fa very fotsiny ny volan la nanao inscription ato fa ary am so6ment votre ny inscription cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...