Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Reglage tarmac help help

Messages recommandés

Aleo hono zany atao ato ny fangatahana fa le modo masika be e!!!
mila fanampiana ny tenanay am reglage tarmac fa mora mandeha kely ny vodin'ilay polo VW PERFORMANCE ô

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kitiho kely ilay repartition diff e!! Wink

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
- Ampiakaro ny couple diff max avant

- Raha mbola maditra be dia midira mihitsy any @ tableaux diff dia ataovy 100% daholo ny diff avant

- Rehefa mbola maditra ihany dia somary henjano kely ny susp arrière (ressorts), na ampiakaro koa ny compression arrière

- Raha mbola maditra ihany dia somary ampiakaro ny lohan'ilay fiara (hauteur de caisse avant) mba hilatsaka any aoriana ny poids.

Fa ilay koa ange milalao clavier e ! normal io comportement io

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! RazzRazzRazzRazz

Manadala ao Tsi² fa ny tenanay tsy mahavoa tarmac ka aleo tsy miteny fa sao lasa jamba mifampitantana eto isika !!! LaughingLaughing

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! RazzRazzRazzRazz

lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Rehefa tady hitsipaka iny ny vodiny dia ataovy "ALT F4" dia ovao gravel ilay mode !!!!! RazzRazzRazzRazz

Manadala ao Tsi² fa ny tenanay tsy mahavoa tarmac ka aleo tsy miteny fa sao lasa jamba mifampitantana eto isika !!! LaughingLaughing

Ary so dia mba misy Setup-na taimbaka any lol!lol!

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mc Crash a écrit:

lol!lol! ...misy ka !! RazzRazz zany hoe io otrany setup rehetra : miainga @feeling !!!!! RazzRazzRazz

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...