Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Exclusivité Team SO6 Zen

Messages recommandés

Faly miarahaba antsika rehetra indray @izao takariva izao !!... hoan’ny TEAM SO6 ZEN manokana no hanoratako eto ka aoka tsy hitsabaka ny Alpha !!!!mdrrrrrrrrrrrr…..Namorona ity rubrique ity aho mba anaovantsika ny fandaminana rehetra momba ny TEAM SO6 Zen. @ maha iray antsika ihany anefa ( Alpha et Zen) dia avela mamaky ny eto ihany laisany !!hihi

Ka zao ry zalah.. vao avy namaky ny reglement momba ny ecurie sy ny resaka classement ecurie za omaly alina dia zao no conclusion azoko nosotomina tao:
Il est plus interessant de courir avec une voiture ou tu peux marquer des points toa izay hitondra daba mande be nefa tsy ho tafiditra ao anaty points akory ( cad 8 premiers)d manjary tsy mahazo points akory ny TEAm antsika. De plus faut savoir que plus mande be ilay fiara entinao plus matanjaka ny concurent mi-contre aminao. Je pense qu’il est donc preferable d’assurer le cout et de conduire des 2RM et des Gpe N en IRC sy @ championnat hafa @ zay hafaka mi-titiller podium mintsy aza @ classe misy anao!!@ WRC moa iny afak mitondra izay tiany satria betsaka kokoa ny chance hazahoana points vue que 20 premiers pilotes privé dia mahazo points daholo.
Eto za zany dia tia hi-propose antsika hoe andao hizarazara pour pouvoir gagner le plus de points possible en IRC ohatra:

-Iza no hitondra 2RM ? je propose Emsics sy Tsitsigalli vue que laisany efa zatra² 2RM
-Iza no hilako Gpe N ? Dodanen afaka manao an’io dia ampian’I Dadou sy henint’Solberg ohatra ( toundé alaintsika ny 3 première place !!!mdrrrrrr)
-iza no hilako S2000 ? Fablide etant le plus regulier de nous tous jusqu’à mnt (du point de vue performance je veux dire) no hitako tsr mi-defendre antsika ao @ S2000 dia ampian’i Beelabba izay efa romotra be koa zao rehefa vonona lery !!!!!!
dadah??? aiza no mety @lah?

Ms Bon... Proposition ny ahy io fa ahona ny sosokevitr’laisany??(Zen no anotaniako aaa.. sô misy alpha hitonatonana eo !!!!!hahaaha…)
A noter que ny @ Championnat hafa dia dia mbola tantara hafa koa !!! (France gravel, MRC, Championnat portuguais sns…) tsr ho fantatra manko fa il faut participer au max de manche que possible satria misy points de participation koa !!..dc tsara tsika raha mbola tsy manao ny choix final @ daba entina ao @ rallyesim @ ireo championnat ireo fa mbola hifandaminana manko..saaa.. ???(limité manko ny chgt de voiture en une saison ka sao hanahirana !!!!lol)
Breff….miandry ny sosokevitr’laisany zany e !!
Mba exclusivité TEAM SO6 ZEN ato zany ry zalah ka aoka tsy ho korotanina !!!! merci @ fiaraha-miasa !!( atsy @ilay Inscription TEAM SO6 Zen tsika afaka miresaka miaraka foana !!)

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
@ maha iray antsika ihany anefa ( Alpha et Zen) dia avela mamaky ny eto ihany laisany !!hihi

geekgeekgeekstudystudystudylol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mamaky hoa fa za nga niteny hoe manoratra e !!.. Evil or Very Mad .. mafy loha mintsy reto Alpha reto !!! Mad

Sinon mbola miandry ny reaction an'laisany ry Team Zen a !!...

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tongue
Hita mihitsy fa tomponandraikitra ny Manager

Tsy misy kihanina daholo reo
Fa miankina amin'ny fotoana tokoa aloha no hanaovana ny Championnat hafa zany e

Ka betsaka anie ny championnat hafa no tsy afaka mampiasa WRC e
donc tsy maintsy GrN zany fara faha amboniny na de ny IRC koa aza

Donc mazava iny

Fa na de izany aza de marary andoha loatra amin'ilay Point e; satria raha ny membre ato amintsika aza efa hita soritra fa hahazo isika lollllllll ; fa le championnat MRC sy le WRC kosa aloha mba tokony hiezaka mafy mba ho tafapetraka tsy de lavitra loatra anireo WRC 08


Ny ahy zany aloha hatreto ny MRC (ambony indrindra) A8 iny : evo9/evo7
Ny WRC : c4 client na focus 06

Ny championnat hafa sy ny IRC (tsy mety amiko mihitsy le s2000 amin'ny le tsy misy embrayage ny Momo) ny grope N koa mitovitovy amin'izay ihany sao mamalaka ahy fotsiny satria tena efa mahatsemboka mihitsy fa tsy ao mihitsy le temps; eo angamba no mety hanandrana 2rm ve? de in no vam tsara anefa ? de mbola tsy maintsy hanao test maro isan-karazany; nefa misy ef a zatra be koa anie ry zalahy reo e

tena tactikement aloha zany za ; mbola tsy de tena any zao fa de mandeha jolie fotsiny aloha (du -) ny semestre voalohany; sady zahay anie ka manambady ; no miasa miaramamelona ny tokatrano e ; no mbola tsy maintsy manao adidy amin'ny fianakms; de i RBR mandeha milamina eny
santageek


zay aloha fa sao lasa poete daolo ny Zen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:

. Je pense qu’il est donc preferable d’assurer le cout et de conduire des 2RM et des Gpe N en IRC sy @ championnat hafa @ zay hafaka mi-titiller podium mintsy aza @ classe misy anao!
Eto za zany dia tia hi-propose antsika hoe andao hizarazara pour pouvoir gagner le plus de points possible en IRC ohatra:

-Iza no hitondra 2RM ? je propose Emsics sy Tsitsigalli vue que laisany efa zatra² 2RM


il y a 2 RM et 2 RM lol!lol!lol! propuls sa traction le izy LaughingLaughingLaughingLaughing


efa natao an'izay mihitsy ny profil aloha hatreto, izay no nisafidianana an'ilay Polo 2RM (A5) fa tamin'ny manche farany championnat Asphalte henjana be koa izay manao A5 (ny an'ah aloha skoda tamin'izay e!) fa ilay polo mora entina kokoa

Fa ny adidy amin'ny tokatrano tokoa tsy azo adino mihitsy, marina izany

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
RazzLaughinglol!
...
...
..
..
mamaky fotsiny a d miomehy a lol!lol!
...
...
...
...
lol!lol!

eny wa eeee

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon recap kely zany..

Dodanen, Dadoutek: IRC en Gpe N
Fablide, Beelabba: IRC en S2000
Emsics, dadah, tsi²?: IRC en 2RM
Hents mbola tsy ni-confirme !!!

Zay ny @ IRC zany dia samia mi-modifier ny profil-ny ao @ rallyesim!! averiko eto ihany fa 1fois ihany ny chagement de voiture autorisé@ saison IRC an!! dc je vous encourage à bien vous oqp de votre monture mba tsy ho leo alohan'ny fotoana !!!lol..

Eto koa aho dia manararotra miteny hoe aza mbola misafidy daba alony @ ireo championnat hafa mbola tsy nanomboka fa mbola handamiantsika tactique koa reny manko satria mbola miankina @disponibilité an'ny tsiray² koa ilay izy.

Faharoa manaraka izany dia hiaraha-mahalala ny fotoana fa samy tery ny antsika zao nefa ity Championnat RBR ity dia mila mi-participer au plus de manche possible pr espérer jouer la gagne donc eto aho dia manentana antsika ihany hoe dans la mesure du possible dia manaova foana (na dia tarmac aza io !!hihiih) na dia tsy nanao reco aza fa mahazo points foana na dia ny participation fotsiny aza. Ny session moa dia misy foana isaky ny 1h30 dc on a largement le choix du point de vue Timing.

Bref... @TEAM SO6 Zen zany dia iza no sura fa anao Monte carlo??

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
IRC en 2RM aôna lety le Doda ? Polo S2000 ngeh no ho entiko e!

esory leitsy ny transmigany mankany haorina fa mety 2 RM foana ie naha raha tsy izay dia misy moto aty amiko de io ho entina .....nataoko ihany ny tsy hiteny fa maha-tsikaiky lisany lol!lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Tsi2 a écrit:
IRC en 2RM aôna lety le Doda ? Polo S2000 ngeh no ho entiko e!

esory leitsy ny transmigany mankany haorina fa mety 2 RM foana ie naha raha tsy izay dia misy moto aty amiko de io ho entina .....nataoko ihany ny tsy hiteny fa maha-tsikaiky lisany lol!lol!lol!lol!lol!


Ary tena te ho ZEN mihitsy ry zalahy alpha ireto fa efa hoe exclusivité Zen fa mbola miditra ihany ry zalah lol!lol!lol!lol! . milay e clapclapclapclap

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
IRC en 2RM aôna lety le Doda ? Polo S2000 ngeh no ho entiko e!


Hay ve e!!!!.. ary heveriko fa polo 2RM anie no entin'lah io e!!!... elah ilay tsy kobo mintsy manko hoe 4RM ilay S2000... mais bon tskoi e... fa tsy tia hilako 2RM elah zany? manjary tsisy namana i Emsics manko!!hihihi....

Citation :
misy moto aty amiko de io ho entina


Soafahana<< TSy poinsa io fa lasa 1 roue motrice ilay izy dia tsy classé !!!.. sa 2RM ilay moto an'lah???( dia aza valiana ato fa exclusivité Zen ato aaaa!!!!)mdrrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ny mahagaga ahy am ty pseudo stratégie an ti team ZEfa dia hoe: nga mitovy ny attribution @ par classe si classement général no hoe hanao 2RM dia am zay mahazo point foana.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Suspectpirat
efa hoe resaka point zany tsy resahana intsony e

jereo fa zao sahady de efa

Zen = 130 pts
Alpha = 006 pts


Fa aleo rehefa le mrc iny manao azy e flowerfloweraffraid


sunny

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon bon bon, efa tena miketrika mafy mintsy ty manager an'tsika ty. Surtout vu comment les Alpha nous envient, on va les bouffer. lol!lol!lol!lol!
ZEN silly ALPHA
Mais je pensai à un truc, on pourrait pas changer notre bannière? ça fait vraiment pas très commun. Mais bon, je propose juste. Donc avis aux amateurs, je mets un projet et faites en de même.

Ciao les amici.




so6 ZEN hoaaaaaaaaaaaa ! ! ! ! ! ! ! !

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Beelabba a écrit:

Mais je pensai à un truc, on pourrait pas changer notre bannière? ça fait vraiment pas très commun



Toute façon anie provisoire fotsiny no nanaovan'i fifou an'io banière io teo fa tsy mety tonga ilay tany @ fournisseur antsika !!! ( hents !!!hihihi)..fa rehefa misy hafa dia milay be zany !!!!!!!!!
sinon ilay nataon'i Beels io hitako mety tsr amintsika !! sahona ouz ny sasany?? ra za dia lany io !!!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Bon, on verra pour la bannière, mais si ça va pour tout le monde, le manager n'a qu'à se charger de l'envoyer à Fifou pour implantation.

Ensuite, je viens de pondre un nouveau compteur pour ceux que ça intéresse. Tout d'abord, il n'existe qu'en version 1440*900. Donc, il faudra attendre un peu avant que les autres résolutions soient traitées.

Sinon, le rendu est pas mal.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Miasa mihintsy anie ity ranamana iray ity n dia hita tsy hita zany aza ndray² !!!!hihihi.... milay leiz ledada!! miandry ny resolution hafa zany dia tonga dia incorperena @ fiaranay rehetra !!!!! cheers fa zany hoe tokony manao special hoa 'ireo Alpha reo elah satria tokony blokéna eo @ 150km/h eo ny vitesse maxi-ny fa tsy mande mihotran'izany reo !!!!! RazzRazzRazzlol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
tokony manao special hoa 'ireo Alpha reo elah satria tokony blokéna eo @ 150km/h eo ny vitesse maxi-ny fa tsy mande mihotran'izany reo !!!!! RazzRazzRazzlol!

efa matahotra sahady i Dodanen dia tadiaviny asiana bride ny vam nay!!! tsy koi zany fa meme limité a 150Km/H on te collera toujours 10sec au kilometre par speciale cheerscheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy andriko zany ny ahitana ny résultats voalohany @zany vava rehetra isankarazany miainga ato zany leu

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Miasa mafy mintsy ry manager a ! ! !
D'ailleurs, last release pour Beelabba Motorsport:




O ra Focus, ahoana lety tsika am lay Ck fa sao dia tokony asiana réunion kely aloha andinihana an'io, sa ahoana?
Zay fa aleo mifampihantso dia hita eo zay atao.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Milay ry zalah ExclamationExclamationExclamation ... on remonte ds le classement: 7e isika zao ac 636 points juste derriere les Espagnols amin'ny wrc qui comptent 641 points. Faudrait assurer la prochaine manche pr pouvoir les doubler et en mm tps s'emparer de la 6e place ExclamationExclamation
Samia miomana daholo aza e Exclamation .. RazzRazz ny ahy ny pc-ko zao tonga dia ahiditra garage mba ho vonona amin'io
lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...