Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Bigbang

Pour les Team @ !!! mahazo mipost ny team Zen

Messages recommandés

ono wa rzala !!
za tsy dia mi adhérer lotra am le principe an le rzala sasany atsy am Zen atsy hoe des points coute que coute....
Je m'explique:
je préfère hoe tsisy consigne d'équipe zany hoe i A atsy am s2000, i B groupe N, i C atsy am 2Rm
d'ailleurs otrany misy bandy mse plaindre ao oe 2RM lery nefa mbo s2000 no tiny
fa zao netsika an
S2000 no tin laisany asio
Groupe N asio
2RM ASIOOOO LESY AAAAA!!!!


breff, avant tout l'essentiel c'est de participer, de se faire plaisir et de rejoindre l'arrivée!!
sa aona oz Manager anay??

les points viendront tout seul et on ne seraient pas sous pression et frustrés comme certains autres.... lol!
sérieusement faire le MontéCarlo avec une 2RM c'est pas du tout une partie de plaisir NoNo
on se la joue FREE zany e!!
D'ailleurs même si on est tous en S2000, les S2000 Alpha seront devant les S2000 Zen non!!! Razz
Mais j'annonce que je serais en Groupe N déja parce que je le veux bien
lol!lol!
et n'oublions pas que il y d'autres écuries à battre
surtout ces vzongo Evil or Very Mad

PS: mahazo mipost ry Zen

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Izaho koa 100% d'accord @ Big fa aleo isika Alpha maka milamina sy izay mahafinaritra antsika ihany.

Mahazo manenjika points izay te hanenjika points.

Mahazo mi-roule libre izay te hi-roule libre.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Tsy ratsy koa zany hevitra zany ka. S2000 207 angamba nena no mafatifaty ana WinkWinkcampercamperduelduel

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
je préfère hoe tsisy consigne d'équipe zany hoe i A atsy am s2000, i B groupe N, i C atsy am 2Rm
d'ailleurs otrany misy bandy mse plaindre ao oe 2RM lery nefa mbo s2000 no tiny


Hahintsiko kely bigy!!.. tsy forcé anie ilay izy e !!! chacun peut conduire ce qu'il veut !!fa zany hoe decision pris par toute l'equipe ilay izy fa tsy IMPOSE mintsy!! d'ailleurs anotaniana alony ilay pilote raha d'accord dia zay vao officialisé ilay izy !!ohatra hoe Dadah ohatra tsy tia gpeN nefa no-proposéna dia tsy olana zany!!!! izay plaisir-ny ihany io !!! ohatra hoe beels ohatra tsy tia S2000 nefa aleony milako 2RM dia tsy blm zany rehefa zay no hitany fa genial!!!!
Citation :
avant tout l'essentiel c'est de participer, de se faire plaisir et de rejoindre l'arrivée

fa perso moi je pense hoe matoa niditra ecurie dia c'est pour faire mieux que les autres ecuries satria compète io!!..ka noho izany tsy maintsy misy ny fandaminana atao pr le bien de l'ecurie. Fa araka ny noteneniko hoe TSY IMPOSE io!!.. l'essentiel c'est de se faire plaisir d'accord fa aussi tout en etant bien classé et donc c'est à chacun de voir!!
Citation :

les points viendront tout seul


hihi.. ça c'est facile à dire heinn.. tsoutsoutsement be zany !!!hihih...faut être realiste mon ami !!..ny points tsy tonga hoazy zany fa mila alaina io!!ça ne tombe pas du ciel!!..lol..dc pr cela tu dois elaborer des strategies pr y parvenir à moins que tu soit le meilleur des meilleurs de tout les tps !!!hihhi..

Hanampiako an'izay rehetra izay rehefa manao zvt ve tsy aleo mi-viser le plus haut possible??( na dia sarotra aza !!)... zay no mahavoa antsika gasy manko zatra mionona!.. Si on a un but commun (TEAM ZEn ohatra hoe mi-viser 6 premiers pour objectif d'ici la fin de saison ohatra zany sao mimémé eo aa) autant se concerter pour elaborer un plan pr y parvenir fa tsy hoe samy maka ho azy dia tratra ilay tanjona tsr tsy tratra izy on s'en fou (raha izay manko dia tsy hitako ny interet namoronana ilay ecurie na ilay TEAM autant rester comme electron libre)!!..lol...

Breff... point de vue perso-ko alony io e !!.. mais c'est à chacun de voir !!
Zay fa atory aho fa kay efa soirée be !!!!! Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Nenà ndray dia tsotra ny fahitako azy!
raha niditra écurie d il faut avoir l'esprit d'équipe, fa izany tsy manakana ny tsirairay hanao privé (io alou amiko le mila deuxième pseudo e).

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Sinon ny hatsika Team Alpha dia tsy asiana consigne @ ity IRC ty fa prise en main hoan'tsir1r1 ilay rallye io koa dia samia mitondra ny fiara heritrerentiny tsir1r1 dia mijery ny resultat tsika dia avy eo hamboarina ny paik'ady fa mbola manana droit miova fiara indr1 tsika eee !!


Ity post ity dia tao @ "Filazana Team So6 Alpha" efa omaly marina à 7:00 zany tsy midika sanatria oe tsy hitady resultat Wink fa jerena aloha ny potentiel tsika dia avy eo mifanome traikefa mba hampandroso ny tsirairay (indrindra ny reglage) dia ny fomba fitondra isaky ny karazana Mod fa io dia marina fa "partager la passion" foana noho leitmotive cheers

Ohatra zao izay hanao IRC dia faka maka ny reglage izay hananako fa 207 N4 noho aty eee fa ireo mila Polo dia any @ Beels fa sur aho fa na Zen aza hi lery dia vonona hifanakalo traikefa makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ben oui!!! Za zany alou anisan'ilay nahazo setup Polo omaly petard Fa ça change la conduite tanteraka mihitsy an!! sportif Fa milay!! clap

Bon, marina dawl zay kôzy ato e!! Samy milalao @ vam reveny dia samy mahita hoe inona no tokony hataony mba hampisy resultat ho an'ny team makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo

His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /....

Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

2CV!! ra vo asina pneu clouté io d rovitra ny aile-ny lol!
zao ary e
ataovy mlay rzala a!! quand on est a l'aise avec la caisse il est plus probable de faire un bon résultat et donc de ramener des points

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
His a écrit:
Ben oui!!! Za zany alou anisan'ilay nahazo setup Polo omaly


Ny tenanay koa mba mila setup Polo azafady ô!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Henintsoa a écrit:
NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo

His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /....

Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. lol!lol!lol!


lol!lol!lol! asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
lol!lol!lol! asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... lol!lol!lol!


Aza adino fotsiny ilay reserve essence kely @ tavohangy eau vive sao lany eny an-dalana ny lasantsy !!!!!hihihiii

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Soafahana a écrit:
Henintsoa a écrit:
NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo

His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /....

Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. lol!lol!lol!


lol!lol!lol! asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... lol!lol!lol!


FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany scratchscratchscratch

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :

FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany scratchscratch


Peno<<..fa tena 2cv tokoa anefa no entin'lah @zany?? sa WRC fa tsy miteniteny????mdrrr

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Peno a écrit:
Soafahana a écrit:
Henintsoa a écrit:
NON tsy mety zany, Aleo imposena ny fiara entintsika fa manjary mampalahelo feno tranonkala ao reo fiara anaty garage reo

His>> Zastava Yugo / Soaf >> polo 1.4 / Big >>> 2CV / Dodanen >>> lada / Peno>>>volvo 242 / Thomas >> Swift N1 / Ari>> MG Zr /....

Zay!!! tsy mahazo manao commentaire fa avy dia action. Ny résultat dia tsy maintsy premier au général daholo lisany am'reo fiara reo. lol!lol!lol!


lol!lol!lol! asiooo trophée Picla dia samy manao @ 2CV dia Hill climb Bisanne.....RAIKITRA EEEEE.... lol!lol!lol!


FA henjana ry zala fa am le challenge reny efa samy mitondra 2cv fa za manao sans faute à fond fa mbola resin'zala 10s ihany. Tena tonga saina a oe ao am le reglage le tsy aiko ary v zany scratchscratchscratch

Ovina lety noho nisy trophée 2 CV Zany fa tena hasina zany kle

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsy trophée 2cv nge le izy fa le challenge reny d le 2cv ny 1ère spéciale.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...