Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Session pour tout public

Messages recommandés

Manomboka mangitakitaka foana ny tenanay mijery anareo manao Session public @ alina ka mandroso an'ity soso-kevitra ity raha mety.

Izy ity moa izany dia natokana ho an'ireo tsy manana connexion any an-trano

Alaina mialoha ny SS rehetra dia entina mody.
rehefa tonga any an-trano dia samy mifidy ny ora mahafaka an'azy ary rehefa vita kosa dia mba atao Printscreen ny resultat/SS dia alefa mba hafahana manao comparaison ny temps

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
raha tsy diso za @ RSRBR 09 efa misy ilay gestion temps iny ery (chrono ngamba izy zay) dia alaina ao fotsiny ny temps izay efa lasa html dia milamina ny revy Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mety daoolo zany hevitra izany fa pour l'instant zany dia isak'i ny Hariva à 20:45 ny rallye dia à 21 h ny 1 ère SS fa mbola hasiana mod hafa fa ny zao aloha dia ny Gravel sady hasiana pack na fiara koa fa pour l'intstant dia ny A8 noho hatao eee ATO ilay resultats Rallye du FISAKANA 1

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Zà moa zany no namorona an'ilay post dia mba miteny hoe tena mety ilay alaina mialoha ny Roadbook dia alefa eto ny resultat ny ampitso e! hitako mitovy amin'ireny manao miaraka ireny ihany rehefa jerena ny valiny sy ny mieritreritra an'ilay hoe misy hafa manao any ambadika any.
milay mihitsy ny mijery ny combat-nay sy His an!!!

ity ny misy ny temps offline

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...