Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Les Secrets d'un bonne Session

Messages recommandés

Nanokatra ity Topic iray ity aho ry zalah satria fantatro fa tsy vitsy @tsika manana olana foana rehefa tonga ny session !!za ao anatiny!!!!... ka eto zany no mba hizarana ny traikefa momba ny preparatifs, entrainement sns tokony atao mba hampizotra ny lalao araka ny tokony ho izy a !!
Bon... je commence ary e :

-Ny ahy dia 1smn avant le rallye dia manao spegany 2 par jour ( eo @ 1h-1h30 eo averimberina foana ireo spegany roa ireo), dia le lendemain dai spegany 2 hafa ndray .... @ ireo dia mitazona bloc note dia notena daholo ny difficulté rehetra hita sy passage tsy mety tadidy

-2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao

-45min avant le debut de la session dia mamerina farany ny speciale tena sarotra @ ilay Leg ho atao dia miaraka amin'io mijery an'ilay bloc note nangalana ny note izay misy ny passage delicat @ ilay ES !!!.. jerevana sy tadidina tsr ilay passage piegeuse afin de ne pas refaire là même erreur rehefa tonga dy depart

-20min avt heure de la session miditra dia mijery ny pilote participant sns..

-10min avt mipetraka eo @ seza.. manao ny reglage sy ny pitsopitsony rehetra ohatra hoe mandefa ny ventilateur satria raim dia miakatra ny maro-pana rehefa milalao, misotro rano kely, manidy ny trano @ lakilé sao misy miditra tampoka ka mi-deconcentre !!!!! ( za manoka dia miteny @ manondidina mintsy hoe aza adalaina sy midikiditra ao @ hefitrano misy ahy mandritra ny 1h rehefa manao session za !!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

-En pleine session @zay dia mi-assure alony ny ES1 raha tsy hoe ES ef ahay tsianjery !!.. ES2 vao manomboka mi-attak rehefa mia-tafiditra ao anatin'ilay rythme.

- RAha sendra nanao erreur dia tsy kivy fa manao tsr foana satria ny sasany koa mety manao erreur dc mety ho tafakatra iany ianao !! FAUT SURTT PAS PERDRE ESPOIR.

- Rehefa tonga eo @ parc d'assistance dia manao recap kely avt le 2e passage. Izany hoe tadidina ilay erreur natao t@ 1e passage dia tsy averina tsony rehefa mande @ 2e passage...


Et ainsi de suite...

Zay ny ahy ny fanaoko.

Ary ny an'ny sasany??? eto ilay hoe Partager la Passion zany ka dia manasa antsika hifanome sopapa eto mba hiarahana misondrotra ee!!!!! cheerscheerscheersso6so6

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheerscheerscheerscheerscheers
D misaotra anao mizara ry doda aaaaa. io zany D tena parcours pour faire des temps et être classé zany éé.
tena efa tonga am'lé hoe hardcore gamers mintsy tsika zany ann. lol!lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
[quote=Dodanen]-2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao[/dodanen]

io mila hazavaina kely fa zà tratran'io foana

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

tena tsara be ilay hevitra bloc note a! iny zao no tena tonga dia atao rahariva!
tena marina koa ilay hoe 1er SS dia mi assure aloha maka rythme (valable be mintsy koa io am réel) fa ny ahy ny blem-ko dia ela dia ela vao tafiditra dans le bain!! omaly zao dia efa tany am 8eme ES aho vao tsapako en forme! donc mety bé lé hoe manao session hafa lou alohan'ny session anaovana combat!!!
ilay hoe 10 mn avant koa dia hitako mety mintsy satria za matetika efa depart 1ere ES vao mahatsiaro hoe adino ny nandefa camhack dia ni rouler au pas am ES 1 dia am ES 2 vao manomboka maka rythme. cyclopscyclopsafroafro

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Kay tsy mety zany ilay mi-nos kely alou vao mamelona PC Rolling Eyessml2

Non, sérieusement: ilay manao session avant zany tena hilaina fa toundé en forme vao miditra ao Wink Fa ny blem-ko dia mila session lava mihitsy vao chauffé!! smach

Merci Doda fa betsaka ny zavatra mbola hianarana @ ireo voalazanao fa izay ngamba no mbola tsy mampety ilay session-ko!! sportif

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
cheers
tsy azoko mihitsy anie no nialany i Dodanen Manager e silentsilentsilenttonguetonguetongue


fa na de izany aza aza de manao reraka loatra alohan'ny session officielle e
sao be loatra indray ny kotrana

de le tsy namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly
no hiakm-pitolomana e

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
dadah a écrit:
cheers
tsy azoko mihitsy anie no nialany i Dodanen Manager e silentsilentsilenttonguetonguetongue


fa na de izany aza aza de manao reraka loatra alohan'ny session officielle e
sao be loatra indray ny kotrana

de le tsy namanao no hifaninanao fa ny tsara vitanao omaly
no hiakm-pitolomana e


doda ange tsy niala manager fa nisintaka kely fotsiny


doda>> tokony efa handefa post any amin'ny fifou marina ialahy hoe hiverina amin'izay

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
2h avant le rallye manandrana manao session iray hafa ( na public io na officiel ) mba hi-confirmena hoe mande tsr ny Live ary tafiditra tsr ao anaty session... raha sanatria ka tsy mety dia mandefa post ao @ rslm mba hamahana ny blm afin de pouvoir participer @session. Misy mamaly sy manampy foana ao


Matetika misy an'ilay chalenge WRC reny @ championat ( Challenge Sainz, Burns, Mc rae....) dia reny no hi-testena ny konect raha mande tsr sns.. na session public koa d efa mety.. ny tanjona dia hi-verifiena fa mande tsr ny conection sy ny live mba hi-eviter-na ny mauvaise surprise. Ny blm matetika mitranga moa dia blm de login, blem du serveur rlsm dc tsr raha mi-sassur foana hoe au point su zvt rehetra !!!... raha misy zvt iray manko mahasorena dia aleo tonga dia tsy miainga sinon tsy tafa mintsy ilay session !!! ohatra hoe sosotra @ conection na @ ilay daba dia aleo miandry calme vao manao fa raha tsy izany voamaika pire ny zvt miseho @ session !!!!hihhiii
Fa tsy aiko raha remarken'laisany fa rehefa vita tsr ny ES1 dia mande hoazy ny sisa !! fa rha eo @ ES1 no KKK dia tonga dia tsy alehany tsony ilay rallye !!!!!!!!lol... dc Assurer les 2 premières ES !! zany akory tsy midika hoe mandady !!!!!hihi

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Ny ahy rehefa session officielle dia manomboka zoma hariva sy sabotsy ary alahady aho no mi-roule. Dia dans la semaine manao reco sy mitady réglages.

Dia mitazona fichier excel misy ny réglages, ny zavatra ni-modifier-na, ny temps + remarques sasantsany mikasika ilay reglages sy ny spegany ary ny comportement an'ilay fiara (ohatra hoe sous-vireuse sa sur vireuse ilay daba, migorisa be, manao ahoana ny direction, sns).

Ny spegany dia asehoko @ tableau de bord ny point kilométrique dia tadidiko fotsiny hoe : "à 1.6 km de l'arrivée mila mitandrina , à 3.0 km manala tongotra etc etc" (fa ny gaigy indraindray tsy tadidy scratch ).

Nisy fotoana rafotsy no natao copilote nanonona hoe "eo moramora, eo tandremo fa misy an'izao etc etc " (fa leo ihany izy ny farany dia aleo tsy no-forcer-na lol! )

Dia ohatran'i Doda dia avant session manao échauffement kely : na session public na jeu en solo fotsiny dia ao.

Fa ny tena manahirana ahy dia ny "pression" de session na "trac" de session lol! fa ohatran'ny sady matahotra hi-KK kanefa mahita ny temps an-drizalahy dia te hi-suicide be scratch - ka ny zavatra matetika mitranga dia lasa diso mi-assure loatra dia latsaka ambany ny temps ...

Rehefa session publique nefa na reco en solo tsy misy an'izay fa mahavita temps milailay mihitsy indraindray, indrindra rehefa mahita réglages mahafa-po scratch (mahavariana hoe ce n'est qu'un jeu nefa dia misy an'izany lol! asa hanao ahoana rehefa tena hanao rallye lol! )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
Dia mitazona fichier excel misy ny réglages, ny zavatra ni-modifier-na, ny temps + remarques sasantsany mikasika ilay reglages sy ny spegany ary ny comportement an'ilay fiara (ohatra hoe sous-vireuse sa sur vireuse ilay daba, migorisa be, manao ahoana ny direction, sns).


Za kosa tsy mavatra manao exel zany lé !!!!!! lool.... tsy mahay koa no marina !!!!!hihihi...fa tsara raha mahavita alony e!!

Sinon tsy misy afatsy ny roulage ny fi-assimiler-na ES !!!! ao@ filalaovana matetika ny fanala-hidin'io lalao io raha ny fahitako azy !!... hay zvt ray koa izay mbola mahavoa ahy !! : ny ahy rehefa ES aiko dia manana tendance anao an'iny foana aho, du coup lasa delaissé ny spagany sasany ( australie ohatra tsy aiko mintsy satria tsy ataoko mintsy). Io zany no defit manaraka : Mianatra ny làlana sasany na dia tsy tiana aza !!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Mitovy hevitra @ Doda (tsy fidiny.... lol!) Za kou zany ilay spegany retour reny tena miala @ zao mihitsy!! Tsy fanaonay reny geek any ka na dia Fraizer II ary dia KKK zahay vao eo @ lay fidinana Evil or Very Mad Fa tsy maintsy manao reco bobaka zany no tena fikan-ty revy ty, ra te mba hanao temps tsara satria dia relevé be ilay niveau ao @ rallyesim ka any aoriana foana raha izao Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny reco kosa aloha rha té ho performant tena mila ho betsaka kosa éé. raha hanao am'MRC réél V ela D mino fa 2 passages fotsiny nen'zalah top driver eto reo. Question
mino ahy fa rehefa manao reco zalah tena enarana par virage mihintsy ny ES rehetra. (rehefa té ho performant moa zany an)
Ka antsika sisa no misafidy hoe hanao performance hanandrana hiady any am'top sa mba hilalalo fotsiny D mifampitsapa maiana am'zao pale

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...