Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Dude1111

Maintenance et Bricolage G25

Messages recommandés

Mon G25 vieillit ce qui fait qu'il faut changer quelques pieces afin d'optimiser le rendement du materiel, à commencer par le volant lui même. Efa manomboka mila couvre volant nedala fa refa avy milalao dia feno debrit mainty² ny tanana Shocked ... ce qui fait que nosoloiko volant OMP reny mintsy nedala mba hateza tsr. J'i eu de la chance alony fa tplus ou moins ni-coinside tsr ny lavaka rehetra dc ajustement vitan'ny preceuse fotsiny sisa no natao dia nipetaka tsr.

Ny mba tiako ho fantatra fotsiny dia izao: ny diamètre an'ilay volant G25 d'origine sy ilay Volant OMP dia tsy mitovy!! ilay OMP mazava ho azy fa ngeza kokoa. ka hono hoa: eo @ firy degré eo moa ny angle de rotation ny daba rallye réel ireny?? ra ngeda manko ilay volant dia tokony ho fohy kokoa ny tour de volant atao pour braquer au max, sa?? ny angle de bracage atao ao@ G25 pour se rapprocher de la réalité zany no tiako ho fantatra raha misy afaka mamaly ireo pilote na ny olo-tsotra izay mandalo eto. Misaotra mialoha
.

Sinon mahita koa aho fa adaptable tsr mintsy ny Frein à main @io!! ilay systéme an'ilay palette io no alaina dia atao aty ivelany dia support sisa... aleo fa azavaiko eto rehefa vitako ny ahy (raha tsy ho simba en attendant evidement.... RazzRazzRazzRazz )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

asio sary ééé.

Rah amety D asio tuto pour le montage du volant sur le G25 cheerscheers

Ny an'la zany zao efa G25 experimental mintsy fa tôiny no mahita experience betsak amintsy ann atao mulet lol!lol!lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Alefako eto ihany ny tuto rehetra fa aza taitra. Misy experience maro² en cours manko @nedala ao zao !! lol!lol! Fa ny incovenient ( si s'en est un..??)fotsiny dia adiosss bouton mena² eo @ volant annn !!!!! Laughing ...andraso refa misy kaka-tsary za dia azavaiko an-tsary ilay izy fa lava be sinon.

Hents<<..tena Volant cobaye mintsy lesy ny ahy !!.. ka raha tsy anao ary za dia iza no hi-sacre ny azy eo???? Razz .. ny an'laisany mbola vao² jôjopil be daholo dia mbola voakajy² tsr !!! ny ahy efa maty kapoka dc j'ai rien à perdre !!! Laughing ...fa n'empeche tena plus le G25 vieillit plus il est Sensationel annn clapclapclap


FA miverina @ ilay fanotaniako za e : eo @ firy degré eo moa ny angle de rotation ny daba rallye réel ireny?? ny angle de bracage atao ao@ G25 pour se rapprocher de la réalité zany no tiako ho fantatra raha misy afaka mamaly ireo pilote na ny olo-tsotra izay mandalo eto. (ilay 900degré manko otrany tsy lasa ko!!!)
Misaotra mialoha.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Bon... misy vis iray tsy lety mitsofoka mintsy eo@ilay volant di nasoroko indray lou... Mitsingatitra be manimba maso be ilay izy manko fa dangitra be eo @ilay volant !!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad .. mila mitady volant hafa ndray faute de uoi tsy maintsy hiverina @ ilay dorizaka... Sad

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dodanen a écrit:
Bon... misy vis iray tsy lety mitsofoka mintsy eo@ilay volant di nasoroko indray lou... Mitsingatitra be manimba maso be ilay izy manko fa dangitra be eo @ilay volant !!!!! Evil or Very MadEvil or Very MadEvil or Very Mad .. mila mitady volant hafa ndray faute de uoi tsy maintsy hiverina @ ilay dorizaka... Sad


Ats @ ptites zannoces atsy misy volant amidy sad kelkel tongue
So d mahachouu makafoka

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...