Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

SETUP FOR SUZUKI SWIFT

Messages recommandés

ny tenanay zany dia hanao JWRC @ suzuki Swift ka dia mba mila fanampiana.
izy aloha mandeha tsara refa par défaut saingy misy points kely maro² mila amboarina ka mba ampio o!
-rehefa mandeha mafy be ka manitsaka frein kely tou dia migorisa be ledala
-rehefa miditra mafy² am virage koa dia migorisa
-raha vao mandeha am tarmac misy dos d'ane dia mitontona be dia TAQ
raha mety dia mba tonga dia asio valeur lé reglage. misy miteny manko hoe ampio ny pincement sy ny compression rapide nefa tsy haiko hoe ampiana zany ve atao negatif be sa atao positif be sa ahena sa ampitomboina!
izay aloha ny anio..... anosy.... anareo..

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Citation :
-rehefa mandeha mafy be ka manitsaka frein kely tou dia migorisa be ledala


ahenao ny freins, surtout ny freins ar (2000 eo ny ahy), ny valeurs exactes ny avant tsisy fa tsy maintsy mitsapatsapa


Citation :
-rehefa miditra mafy² am virage koa dia migorisa
-raha vao mandeha am tarmac misy dos d'ane dia mitontona be dia TAQ


Réglages de suspension no mahatonga an'io, na koa réglage de chasse.

Ho an'ny suspension dia copier-o ny réglages gravier dia iny ampiasaina rehefa tarmac. Ilay angle de chasse dia ahena, fa mila mitsapatsapa koa fa tsy misy valeur exacte (mi-dépendre ny spegany io)

Miteraka sous-virage koa nefa io ahena io ny chasse.

Mi-régler suspension io no zavatra tena tsy haiko indrindra, fa mila an'i Mr Beels Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
ry toum'asss zany anie tena chef mecanicien mintsy eee!!!!!hihihi.....

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...