Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
TsitsiGalli

Reglage MOMO GT

Messages recommandés

Hatreto aloha dia faly nampiasa fotsiny fa ôtrany tsy mbola norma tsara le izy satria ny Retour de force tsy mandeh rehefa atao test, activer-na indray nefa izy toa tsy misy fiovana na kely aza.

Sao dia misy mahita ny ketrika fi-regler-na an'azy metimety kokoa? indrindra ho an'ireo izay mbola mampiasa sy izay efa nampiasa an'azy io?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
thomas_radstrom a écrit:
Ity Momo GT ity ve hafa mihitsy sa mitovy @ ilay momo racing force (an'i Prez taloha ?) asio sary hoe ra-Tsi² ?


Momo Racing Force lé iz k
Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
bigbang a écrit:
cf Penotoky il fait des folies avec sa MOMO Twisted EvilTwisted Evil


Tsy mbola hitako ndray zay pb retour de force an'i Tsi2 zay fa ny ahy vo atsatoka de lasa, vo maika ary ahenako moitié mintsy ny retour mba tsy handreraka lotra an'le volant sy an'le pilote scratch . So de zatra G25 koa ary nareo fa tsy hatratra an'reny mintsy nge alou le izy e. Sinon le sensibilite direction misy miova kely nena. Tsy tadidiko le niova fa ho jereko de ampitako eto ihany am manaraka.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Rehefa nojerena ilay izy dia tany @ ilay paramètre tao @ controleur de jeu no misy nokitihina.
mbola tsy haiko mazava tsara aloha ny tena dikany fa mbola vao miketrika hatreto;
efa manomboka maivana izy zao fa zavatra hafa indray zao ny olana mipetraka.

Raha ny fahazaoko azy dia rehefa clavier no ampiasaina dia direct maxi ny direction fa rehefa volant dia progressif (normal klou zany e) fa ny fanontaniana indray zany izao dia hoe , rehefa inona no direct ny direction?
toy izany koa hoe aiza no mi-regler ny sensibilité an'ilay pédales.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Ao @ ilay hoe filtre lesy no mikitika an'io Wink

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Asa raha efa nahita valin'ireo fanontaniana ireo ela ry tsi2 depuis le temps, fa si oui d zarao eto e (na en bref na explication détaillée zé tin'la ataovy mazava ian nefa na zany aza lol! miasa be amiko mantsy an...
-reglages direction/pédales
- réglages paramètres filtres (raha ampiakarina/ampidinina ny valeur-n'ny parametre X ou Y dia...

d aza atao oe en fonction an'ny conduite fa ataovy en général fotsiny dé tsapatsapaiko eo

Misaotra tompoko! bouncebouncebouncegeek

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...