Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
thomas_radstrom

Vos conseils pour une connexion Internet pour jouer seulemen

Messages recommandés

Bon, mon contrat 12 mois avec l'ADSL Moov vient d'être mis à terme et - avant de me-réengager vers 12 mois de plus (dont je ne suis plus tout à fait enthousiaste puisque je paie un service assez cher mais de qualité moyenne Evil or Very Mad ) - je veux savoir s'il y a d'autres alternatives ...

De toute façon, je n'ai besoin d'une connexion Internet que pour jouer au live (je n'ai plus besoin de télécharger des centaines de Mo, etc)

Alors, qu'est-ce que vous me conseillez ?

- Telma Net evasion ? (inona no ilaina, ohatrinona)

- Pack telma ?

- Misy offres intéressants ve blueline ? simicro ?

Ny offres moov rehetra efa nojereko fa tsy misy mi-intéresser ahy.

Sinon, je risque fort de ne pas pouvoir vous suivre sur les spéciales lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

Moi je te conseille TELMA NET EVASION si c'est juste pour jouer. En plus tu peux choisir différentes formules. Faut juste un phone avec GPRS ou WAP, le CD d'installation et le cable du phone pour le relier au PC et vive les spéciales. cheerscheerscheerscheers
Voilà volà.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Toum'assss aa !!!! Tsy efa tsikaritr'i Toum'asss ve fa ny net evasion no rentable indrindra @zao !!!!... ra za no miteny @ Toum'assss hoe Net evasion atao dia ataovy Razz ... efa tapitra noteteziko daholo ireo offre sasany nataon'i Toum'ass teo reo fa soit lafo be , soit tsisy fotony !!!! Mad .... Donc confirmation pr Net Evasion ( tokony mametraka kely aty @tsika Telma @zao an !! Laughing )

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Doda ô!! mba tinay ho fantatra mazava tsara ny tena laninao amin'lay net evasion fa somary maizina kely ihany ilay tena lany an!!!
ny Ko lanin'ny rallye iray mihitsy no tena tsara ho fantatra SATRIA raha araka ny fanazavana azo dia 25Mo ihany no azo ampiasaina amin'ilay net evasion mandritry ny 1volana NEFA moa va ampy izay???
raha tsy izay manko dia 4500 fmg ny 1Mo.

midika ve izany fa dia mila manomana 100.000 fmg isam-bolana hanaovana rallye sa tsy lany ilay 75.000 kely????

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Tsi2 a écrit:
Doda ô!! mba tinay ho fantatra mazava tsara ny tena laninao amin'lay net evasion fa somary maizina kely ihany ilay tena lany an!!!
ny Ko lanin'ny rallye iray mihitsy no tena tsara ho fantatra SATRIA raha araka ny fanazavana azo dia 25Mo ihany no azo ampiasaina amin'ilay net evasion mandritry ny 1volana NEFA moa va ampy izay???
raha tsy izay manko dia 4500 fmg ny 1Mo.

midika ve izany fa dia mila manomana 100.000 fmg isam-bolana hanaovana rallye sa tsy lany ilay 75.000 kely????


aaa...tsy mila 100.000 zany !!!!! MadMad .... ilay Net evasion 75.000 dia efa ampy hanaovana ny rally rehetra pendant le mois ( cad WRC, IRC, Champ fce terre, voire MRC) à condition que tsy mijery miandry ny classement mivoaka fa tonga dia enchainena daholo ny spegany @ leg dia @ fin de leg vao mijery classement raha hijery. Raha zay dia maharitra izy... mety misy ambony aza. Fa raha en meme tps elah sady manao session no sady manao msn no sady miditra eto @ piso dia raim sy valo io dia ritra. Ny rallye iray eo @ 3Mo au grand maxi( raha mijery classement) dc à toi de faire le calcul hoe mahavita rallye firy elah@ ilay Netevasion 25MO Surprised

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...