Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
iamkosmis

Temps de référence pour RSRBR 09

Messages recommandés

Salut daholo é!

Mba mety mahazo temps de référence izay vitan'lisany tamin'ny 2RM, amin'ny SS RSRBR 09? fa tena tsy mahafantatra mihitsy aho hoe aiza ho aiza no mety misy ahy. Généralement mety misy firy seconde na firy minutes par rapport ny WRC ny temps réalisés sur A5, ny an'lisany? scratchscratchscratchscratch

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
iamkosmis a écrit:

Tena bobaka iany ny difference entre wrc sy 2RM ann ExclamationExclamation ...ny chiffre exact tsy haiko fa ry Emsics sy ry titof no mety maharaka an'zany ExclamationExclamationSurprised sinon afaka mijery ny resultat ny rallye efa vita anie elah dia ao mahita ny tps rehetra e Exclamation (na 4rm na 2rm)zay ary no hitako pratique kokoa.

Ato jerevana
: http://www.rallyesim.eu/rsrbrlive09/menu_classements.asp

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Dude a écrit:

Ok! merci é! fa tsara koa raha mbô misy topic ato amin'ny piso anmin'ny temps gasy! sa ahoana?

Partager ce message

Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...