Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Magic_Inno

IZA NO MIVAROTRA G25??

Messages recommandés

Saut daholo a!!

Iza na aiza a ry zala vo mba afaka mividy G25??
Dia ina ny carte grafik le moins cher pr avoir une kalité grafik correcte??

Merci d"avance é!! Very Happy

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ny G25 ngamba manadalova ao @post annonces ao ohatra d'efamisy iray amidy ao, mino aho f amiandry kely ela D hisy bandy handefa mp an'la ihany hoe tonga ny entana Wink satria reny tô mbola ts ymisy revendeur officel eto fa tô manafatra no betsaka. anontanio an'beels

Raha ny carte graphik ndray, AGP no afak aresahako am'la dia ny Gforce 5500 afaka mamaoka résolution 800x600 correcte tsara, 300.000 fmg ananty vidy varotra, efa teo @ 5200 koa no niala 200.000 fmg ihany koa anaty vidy varotra. raha ohtra ka PCIXpress ndray D maro ny choix seulement mila mahazaka pixel shader 2.0 sy directX9 fotsiny izy D mety.


flower

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...