Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Christophe B+

fisaorana

Messages recommandés

dia isaorana be dia be zany i dadah nampiditra ny rubrique acct tato am mrallye! ny acct ho an izay tsy mahalala dia ny Association Cross Car de Tana! izahay dia mpilalao kart cross! club vao aingana no niforonanay satria vao 2 na 3 taona eo ho eo zay!
am ty taona 2006 ty dia misi projet iray dia ny fanaovana ny championnat de mada de cross car fa apetraka eo ampelatanan Andriamanitra lou zay!
Tam fin saison 2005 dia nanomboka nirotsaka an tsehatra teo am lafiny rallye sy run ny club ka manantena ny firoboroboany am ty taona 2006 inty!
isaorana isika rehetra Smile

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
salut! ono oa, ilay circuit eny ivato ve (TMF) mampanofa cross kart d afaka milalao eo @ io circuit io e?

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

ato ihany fa sahirana kely dia zay vao mamaly e!
>>Dadah: misaotra am lé fiarahabana e!
>> Mahery: ny TMFR no mampanofa BUDSTERS fa ny tarif sy ny disponibilité ngamba ry zareo ihany no mahalala an lé izy!
cherry
>> Bibil: tato ihany fa somary sahirana kely e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
De aona ry vatanen io Boina io a, mety ho partant ve nareo @ io fa nareo toa regulier ihany @ fandraisana anjara. Sady sable io de masaka be an.

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
tsy tratra ny prepa an vam 1 tam boeny fa hiezaka am rallye manaraka e! ny equipage 1 mba tonga ihany fa saingy hors course :-(

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...