Aller au contenu
Rechercher dans
  • Plus d’options…
Rechercher les résultats qui contiennent…
Rechercher les résultats dans…
Andry

Vive Kenya

Messages recommandés

Atsangano @ zay ny KMMT e!! Idea
Bon, tsy resaka pôlitik ndray io fa sérieusement tairo ny hevitra fanohanana an-drizalah @ rallye manaraka e!
Oh oe manao levé de fonds : soirée (ou un aprem ra tsy possible) de invité-na daholo ny mécènes (TOTAL, GALANA, JOVENNA, SHELL, DZAMA, TOUS LES SPONSORS, ...) sy ny acteurs @ sport auto (clubs, team, particuliers, fans, ...) reetra de atao ny rakitra lehibe ...
Sady miaraka @ projection ny film Tanzanie ...
Une idée comme çà!!! ny tombony atao fanampiana ny Champion-ntsika andeh any Kenya.
UP ! UP!! rog

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

mety izany fa ny fahazahona ny film rallye aloha dia ??? fa sinon tsara ilay hevitra eee cheerscheers

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

bon allez C parti!!! avy D accelereo io hetsika io ndray aza zalah fa tsy asiana resaka bé aaa lol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Andry a écrit:
Atsangano @ zay ny KMMT e!! Idea
B


Tonga dia adherant à vie ny tenako !!!!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evillol!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Fa hono hoa : Ilay manche tafiditra @IRC 2009 ihany koa zany io kenya io resahina eto io???? 03 sy 04 avril 2009 manko ny manche IRC ao Kenya !!sa hafa mintsy ilay resahana eto io??? Rolling EyesRolling Eyes ... si c'est le cas alony dia tena moyen iray ndray io hijerevana ny niveau Mathieu sy Teddy au niveau International mintsy vue que les Vouilloz, Jan Kopecky , Freddy Loix, Stephane Sarrazin,...ho ao daholo !!! sady pilotes efa zatra WRC daholo !!!!! Twisted EvilTwisted EvilTwisted Evil

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites
Invité Andryy

Tsara isika ra miresaka @ Team alohan'ny reetra càd izy mtsam sy ny équipany mba ahafantarana ny tohiny sy izay mety efa eritreretiny. De avy eo koa miresaka @ Fédé am'ze approche azo atao vis-à-vis ny SPONS reetra. Ny anjarantsika oh de ny mi-proposé toerana, ny activité atao, ny conception invitation, ny organisation isan-karazany et surtt ny mi-avancé sôsy @ organisation. De refa ao daholo ny invité de manao entrée en vedette ny Champion-ntsika : cheersdancedancecheersclapclap
Arosoy koa ze hevitra hafa e!

Partager ce message


Lien à poster
Partager sur d’autres sites

×
×
  • Créer...